Joba 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahery tokoa Andriamanitra,+ ary tsy manilikilika na iza na iza;Faran’izay mahira-tsaina izy. Salamo 147:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lehibe ilay Tompontsika sady tena mahery;+Mahira-tsaina tsy misy hoatr’izany izy.+ Isaia 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Iza no nanontaniany mba hanampy azy hisaina tsara,Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny?Iza no mampita fahalalana aminy,Na mampiseho azy ny atao hoe tena fahiratan-tsaina?+ Jeremia 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izy Ilay nanao ny tany tamin’ny heriny,Dia Ilay nanao izay hahamafy orina ny tany lonaka tamin’ny fahendreny,+Sy namelatra ny lanitra tamin’ny fahiratan-tsainy.+ Romanina 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fa “iza no lasa nahafantatra ny ao an-tsain’i Jehovah,* ary iza no lasa mpanoro hevitra+ azy?”
14 Iza no nanontaniany mba hanampy azy hisaina tsara,Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny?Iza no mampita fahalalana aminy,Na mampiseho azy ny atao hoe tena fahiratan-tsaina?+
12 Izy Ilay nanao ny tany tamin’ny heriny,Dia Ilay nanao izay hahamafy orina ny tany lonaka tamin’ny fahendreny,+Sy namelatra ny lanitra tamin’ny fahiratan-tsainy.+