Jaona 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na maty aza, dia ho velona indray. Asan’ny Apostoly 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Maninona ianareo no mihevitra* fa tsy azo inoana hoe manangana ny maty Andriamanitra? 1 Korintianina 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha torina hoe efa natsangana tamin’ny maty i Kristy,+ dia ahoana no ilazan’ny sasany aminareo fa tsy misy fitsanganan’ny maty? Apokalypsy 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary namoaka ny maty tao aminy ny ranomasina. Namoaka ny maty tao aminy koa ny fahafatesana sy ny Fasana.* Dia samy notsaraina arakaraka izay nataony izy ireny.+
25 Hoy i Jesosy: “Izaho no fananganana ny maty sy fiainana.+ Izay maneho finoana ahy, na maty aza, dia ho velona indray.
12 Raha torina hoe efa natsangana tamin’ny maty i Kristy,+ dia ahoana no ilazan’ny sasany aminareo fa tsy misy fitsanganan’ny maty?
13 Ary namoaka ny maty tao aminy ny ranomasina. Namoaka ny maty tao aminy koa ny fahafatesana sy ny Fasana.* Dia samy notsaraina arakaraka izay nataony izy ireny.+