Mpitoriteny 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy misy olona manana fahefana amin’ny ainy* na mahavita mitazona ny ainy. Hoatr’izany koa fa tsy misy olona afaka mifidy ny andro ahafatesany.+ Tsy misy afa-miala tsy handeha hiady rehefa misy ady, dia hoatr’izany koa fa tsy ho afa-maina amin’ny vokatry ny ataony izay zatra manao ratsy.* Isaia 57:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy hiady aminy mandrakizay aho,Na ho tezitra foana.+Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona,+Ary ho reraka koa ny zavamananaina nataoko.
8 Tsy misy olona manana fahefana amin’ny ainy* na mahavita mitazona ny ainy. Hoatr’izany koa fa tsy misy olona afaka mifidy ny andro ahafatesany.+ Tsy misy afa-miala tsy handeha hiady rehefa misy ady, dia hoatr’izany koa fa tsy ho afa-maina amin’ny vokatry ny ataony izay zatra manao ratsy.*
16 Fa tsy hiady aminy mandrakizay aho,Na ho tezitra foana.+Fa ho reraka noho ny amiko ny sain’ny olona,+Ary ho reraka koa ny zavamananaina nataoko.