Joba 33:8-10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Reko anefa izay nolazainao.Henoko foana ianao niteny hoe: 9 ‘Madio aho, tsy nandika lalàna;+Madio aho, tsy nanao fahadisoana.+ 10 Mahita antony hanoherana ahy foana anefa Andriamanitra;Ataony toy ny fahavalony aho.+
8 Reko anefa izay nolazainao.Henoko foana ianao niteny hoe: 9 ‘Madio aho, tsy nandika lalàna;+Madio aho, tsy nanao fahadisoana.+ 10 Mahita antony hanoherana ahy foana anefa Andriamanitra;Ataony toy ny fahavalony aho.+