Joba 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+Ary nandatsa ahy ka namely tehamaina ahy;Anaovan’izy ireo tambabe aho.+ Joba 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Maneso ahy ny namako,+Fa izaho kosa latsa-dranomaso eo anatrehan’Andriamanitra.*+ Joba 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Voahodidina mpaneso aho,+Ary voatery mifantoka amin’ny fikomian’izy ireo ny masoko. Hebreo 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ny hafa kosa notsapaina ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana rojo vy+ sy nogadraina+ koa.
10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+Ary nandatsa ahy ka namely tehamaina ahy;Anaovan’izy ireo tambabe aho.+
36 Ny hafa kosa notsapaina ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana rojo vy+ sy nogadraina+ koa.