Salamo 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+ Salamo 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy izy any am-pony any: “Efa nanadino Andriamanitra.+ Efa nihodina tsy nijery izy. Tsy mahita mihitsy izy.”+ Salamo 73:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nitsiriritra ny mpirehareha* aho,Rehefa nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.+ Salamo 73:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Milaza izy ireo hoe: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra an’izany?+ Angaha moa ilay Avo Indrindra tena mahalala an’izay mitranga?”
4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
11 Hoy izy any am-pony any: “Efa nanadino Andriamanitra.+ Efa nihodina tsy nijery izy. Tsy mahita mihitsy izy.”+
11 Milaza izy ireo hoe: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra an’izany?+ Angaha moa ilay Avo Indrindra tena mahalala an’izay mitranga?”