26 “Raha alainao ho antoka ny akanjon’ny namanao,+ dia tokony haverinao aminy izany rehefa hilentika ny masoandro. 27 Fa iny ihany no mba firakofany, ary iny no mba fitafiana anaronany ny tenany. Koa inona no hoentiny matory?+ Rehefa mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko satria mangoraka aho.+