13 Raha tsy nomeko rariny ny mpanompolahiko sy ny mpanompovaviko
Rehefa nitaraina noho ny nataoko,
14 Dia inona no hataoko rehefa mitsara ahy Andriamanitra?
Inona no havaliko azy rehefa manao ampamoaka izy?+
15 Tsy Ilay nanamboatra ahy tao am-bohoka ihany ve no nanamboatra azy ireo koa?+
Tsy Iray ihany ve no namolavola anay talohan’ny nahaterahanay?+