Salamo 94:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra, ry Jah ô, izay olona anarinao,+Sy ampianarinao ny lalànao+ Isaia 48:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao no tenin’i Jehovah Mpanavotra anao, Ilay Masin’ny Israely:+ “Izaho Jehovah no Andriamanitrao,Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa,*+Ilay mitarika anao any amin’izay lalana tokony halehanao.+
12 Sambatra, ry Jah ô, izay olona anarinao,+Sy ampianarinao ny lalànao+ Isaia 48:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao no tenin’i Jehovah Mpanavotra anao, Ilay Masin’ny Israely:+ “Izaho Jehovah no Andriamanitrao,Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa,*+Ilay mitarika anao any amin’izay lalana tokony halehanao.+
17 Izao no tenin’i Jehovah Mpanavotra anao, Ilay Masin’ny Israely:+ “Izaho Jehovah no Andriamanitrao,Ilay mampianatra anao mba hahitanao soa,*+Ilay mitarika anao any amin’izay lalana tokony halehanao.+