Salamo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa manao ny rariny i Jehovah,+ ary tia ny rariny izy.+ Ny olona manao izay mahitsy no hahita ny tarehiny.*+ Salamo 71:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Miavaka ny zava-bitanao;Iza no hoatr’anao, Andriamanitra ô?+
7 Fa manao ny rariny i Jehovah,+ ary tia ny rariny izy.+ Ny olona manao izay mahitsy no hahita ny tarehiny.*+
19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Miavaka ny zava-bitanao;Iza no hoatr’anao, Andriamanitra ô?+