Salamo 147:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeny sakafo ny biby+Sy ny zana-goaika mikiakiaka mitady hanina.+ Matio 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Jereo tsara ny voro-manidina:+ Tsy mba mamafy na mijinja na manangona sakafo ao an-trano fitehirizam-bokatra ireny, nefa manome sakafo azy ilay Rainareo any an-danitra. Tsy sarobidy noho ireny ve ianareo? Lioka 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Diniho ange ny goaika e! Tsy mamafy na mijinja ireny, sady tsy manana sompitra na trano fitehirizam-bokatra, nefa manome sakafo azy Andriamanitra.+ Tsy sarobidy lavitra noho ny vorona ve ianareo?+
26 Jereo tsara ny voro-manidina:+ Tsy mba mamafy na mijinja na manangona sakafo ao an-trano fitehirizam-bokatra ireny, nefa manome sakafo azy ilay Rainareo any an-danitra. Tsy sarobidy noho ireny ve ianareo?
24 Diniho ange ny goaika e! Tsy mamafy na mijinja ireny, sady tsy manana sompitra na trano fitehirizam-bokatra, nefa manome sakafo azy Andriamanitra.+ Tsy sarobidy lavitra noho ny vorona ve ianareo?+