Joba 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nanana ondry 7 000, rameva 3 000, omby 1 000,* ary ampondra* 500. Nanana mpanompo be dia be koa izy. Izy àry no lasa nanan-karena* indrindra tamin’ny Tatsinanana rehetra.
3 ary nanana ondry 7 000, rameva 3 000, omby 1 000,* ary ampondra* 500. Nanana mpanompo be dia be koa izy. Izy àry no lasa nanan-karena* indrindra tamin’ny Tatsinanana rehetra.