Salamo 102:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Toy ny aloka efa tsy ho hita intsony* ny androko,+Ary malazo toy ny ahitra aho.+ Salamo 103:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+ Salamo 144:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihelina toy ny fofonaina+ ny olombelona;Toy ny aloka mandalo+ ny androm-piainany.
15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+