Salamo 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hamaly ny vavaka ataonao anie i Jehovah, amin’ny andro fahoriana! Hiaro anao anie ny anaran’ilay Andriamanitr’i Jakoba!+ Salamo 79:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahayNoho ny anaranao be voninahitra;Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy.+ Mihazakazaka mankao ny olo-marina ka voaro.*+
20 Hamaly ny vavaka ataonao anie i Jehovah, amin’ny andro fahoriana! Hiaro anao anie ny anaran’ilay Andriamanitr’i Jakoba!+
9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahayNoho ny anaranao be voninahitra;Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+