Salamo 37:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina;+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+ Salamo 68:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+Dia ilay tena Andriamanitra mpamonjy antsika! (Sela) Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+
39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina;+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+
19 Hoderaina anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+Dia ilay tena Andriamanitra mpamonjy antsika! (Sela)
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+