Salamo 37:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+ 2 Korintianina 4:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Voageja amin’ny lafiny rehetra izahay, nefa tsy hoe tery loatra ka tsy afa-mihetsika. Very hevitra izahay, nefa tsy hoe tsy misy lalan-kivoahana mihitsy.*+ 9 Enjehina izahay, nefa tsy afoy.+ Azera izahay, nefa tsy maty.+
23 Mitarika ny dian’ny olona i Jehovah,*+Rehefa mahafaly azy izay ataon’ilay olona.*+ 24 Na dia solafaka aza izy dia tsy hidaraboka,+Fa i Jehovah no mitantana azy.+
8 Voageja amin’ny lafiny rehetra izahay, nefa tsy hoe tery loatra ka tsy afa-mihetsika. Very hevitra izahay, nefa tsy hoe tsy misy lalan-kivoahana mihitsy.*+ 9 Enjehina izahay, nefa tsy afoy.+ Azera izahay, nefa tsy maty.+