Salamo 93:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 93 Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Mitafy fahalehibeazana izy;Mitafy hery i Jehovah;Afatony eny aminy toy ny fehikibo izany. Mafy orina ny tany,*Ka tsy voahozongozona.*
93 Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Mitafy fahalehibeazana izy;Mitafy hery i Jehovah;Afatony eny aminy toy ny fehikibo izany. Mafy orina ny tany,*Ka tsy voahozongozona.*