Salamo 147:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Manaova hira ho fisaorana an’i Jehovah;Manaova hira sady mitendre harpa mba hiderana an’ilay Andriamanitsika, 8 Dia Ilay manarona ny lanitra amin’ny rahona,Ilay mandatsaka orana ho an’ny tany,+Ilay mampitsiry ahitra+ eny an-tendrombohitra.
7 Manaova hira ho fisaorana an’i Jehovah;Manaova hira sady mitendre harpa mba hiderana an’ilay Andriamanitsika, 8 Dia Ilay manarona ny lanitra amin’ny rahona,Ilay mandatsaka orana ho an’ny tany,+Ilay mampitsiry ahitra+ eny an-tendrombohitra.