Eksodosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’izaho niseho tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, dia nasehoko azy ireo hoe Andriamanitra Mahery Indrindra aho.+ Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa mbola tsy nampahafantariko azy.+
3 Tamin’izaho niseho tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, dia nasehoko azy ireo hoe Andriamanitra Mahery Indrindra aho.+ Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa mbola tsy nampahafantariko azy.+