Salamo 119:82 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 82 Sasa-miandry ny hahatanterahan’ny teninao ny masoko,+Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao vao hampionona ahy?”+ Salamo 119:123 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 123 Reraka ny masoko miandry ny famonjenao+Sy ny fampanantenana azo antoka*+ nataonao. Isaia 38:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mitaraindraina foana toy ny sidintsidina na ny fitatrala* aho,+Ary mitoreo foana toy ny voromailala.+ Reraka ny masoko mitazana ny eny amin’ny avo:+ ‘Mijaly be aho, Jehovah ô!Mba tohano aho!’*+
82 Sasa-miandry ny hahatanterahan’ny teninao ny masoko,+Ka hoy aho: “Mba rahoviana ihany ianao vao hampionona ahy?”+
14 Mitaraindraina foana toy ny sidintsidina na ny fitatrala* aho,+Ary mitoreo foana toy ny voromailala.+ Reraka ny masoko mitazana ny eny amin’ny avo:+ ‘Mijaly be aho, Jehovah ô!Mba tohano aho!’*+