Romanina 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Na i Kristy aza mantsy tsy nampifaly ny tenany,*+ fa voasoratra hoe: “Mihatra amiko ny latsa ataon’ireo mandatsa anao.”+
3 Na i Kristy aza mantsy tsy nampifaly ny tenany,*+ fa voasoratra hoe: “Mihatra amiko ny latsa ataon’ireo mandatsa anao.”+