Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+ Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+ Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+ Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+ Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+