Nomery 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha mbola velona koa anefa aho, dia ho feno ny voninahitr’i Jehovah ny tany manontolo.+ Habakoka 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny tany ho feno fahalalana ny voninahitr’i Jehovah,Hoatran’ny rano manarona ny fanambanin’ny ranomasina.+
14 Fa ny tany ho feno fahalalana ny voninahitr’i Jehovah,Hoatran’ny rano manarona ny fanambanin’ny ranomasina.+