Salamo 11:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Samy dinihin’i Jehovah na ny olo-marina na ny ratsy fanahy;+Mankahala an’izay tia herisetra izy.*+ 6 Handrarahany fandrika* ny ratsy fanahy;Afo sy solifara+ ary rivotra mahamay no ho anjaran’izy ireo.*
5 Samy dinihin’i Jehovah na ny olo-marina na ny ratsy fanahy;+Mankahala an’izay tia herisetra izy.*+ 6 Handrarahany fandrika* ny ratsy fanahy;Afo sy solifara+ ary rivotra mahamay no ho anjaran’izy ireo.*