Isaia 49:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Niteny foana anefa i Ziona hoe: “Efa nahafoy ahy+ i Jehovah. Efa nanadino ahy+ i Jehovah.” Isaia 63:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mijere avy any an-danitra,Dia mitazàna avy eny amin’ny fonenanao avo, izay sady masina no be voninahitra.* Aiza ilay hoe be zotom-po sy mahery ianao,Sady hoe te hangoraka mafy*+ sy mamindra fo?+ Tsy manao an’izany aminay intsony ianao.
15 Mijere avy any an-danitra,Dia mitazàna avy eny amin’ny fonenanao avo, izay sady masina no be voninahitra.* Aiza ilay hoe be zotom-po sy mahery ianao,Sady hoe te hangoraka mafy*+ sy mamindra fo?+ Tsy manao an’izany aminay intsony ianao.