-
Daniela 6:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Mamoaka didy aho hoe tokony hangovitra sy hatahotra an’ilay Andriamanitr’i Daniela ny olona any amin’ny faritra rehetra eran’ny fanjakako.+ Fa izy no Andriamanitra velona sy maharitra mandrakizay. Tsy ho rava mihitsy ny fanjakany, ary maharitra mandrakizay ny fitondrany.+ 27 Mamonjy+ sy manafaka izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela teny am-bavan’ny* liona.”
-