Eksodosy 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary teneno amin’ny zanakao amin’izay andro izay hoe: ‘Noho izay nataon’i Jehovah tamiko tamin’izaho nivoaka avy tany Ejipta no anaovako an’izao.’+ Salamo 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,Ny razambenay no nitantara taminay+Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,Tamin’ny andro fahiny.
8 Ary teneno amin’ny zanakao amin’izay andro izay hoe: ‘Noho izay nataon’i Jehovah tamiko tamin’izaho nivoaka avy tany Ejipta no anaovako an’izao.’+
44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,Ny razambenay no nitantara taminay+Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,Tamin’ny andro fahiny.