Eksodosy 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nataon’i Jehovah izany, ka nisy andiana fihitra be dia be nirohotra nankao an-tranon’i Farao sy tao an-tranon’ny mpanompony ary eran’i Ejipta.+ Koa nandravarava tao amin’ilay tany ny fihitra.+
24 Dia nataon’i Jehovah izany, ka nisy andiana fihitra be dia be nirohotra nankao an-tranon’i Farao sy tao an-tranon’ny mpanompony ary eran’i Ejipta.+ Koa nandravarava tao amin’ilay tany ny fihitra.+