Josoa 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa mbola tsy tonga tany akory ianareo dia efa nataoko izay hahakivy* azy ireny, ka nandositra tsy ho eo anatrehanareo izy ireny,+ hoatran’ireo mpanjaka amorita roa. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo no nahavita an’izany.+ Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+
12 Koa mbola tsy tonga tany akory ianareo dia efa nataoko izay hahakivy* azy ireny, ka nandositra tsy ho eo anatrehanareo izy ireny,+ hoatran’ireo mpanjaka amorita roa. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo no nahavita an’izany.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Ary napetrakao teo amin’izay nisy azy ireny ny razambenay.+ Notorotoroinao ireo firenena ka noroahinao.+