Salamo 72:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hisy olom-peheziny* hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina,Ary hatrany amin’ny Renirano* ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+ Hebreo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izao andro farany izao kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’izy io no nanaovany an’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.*+ Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahafito, dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa Fanjakan’ny Tompontsika+ sy ilay Kristy voatendriny.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay+ Izy.”
8 Hisy olom-peheziny* hatrany amin’ny ranomasina ka hatrany amin’ny ranomasina,Ary hatrany amin’ny Renirano* ka hatrany amin’ny faran’ny tany.+
2 Amin’izao andro farany izao kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’izy io no nanaovany an’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.*+
15 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahafito, dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa Fanjakan’ny Tompontsika+ sy ilay Kristy voatendriny.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay+ Izy.”