-
1 Samoela 2:33, 34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ny lehilahy anisan’ny taranakao izay havelako hanompo eo amin’ny alitarako dia handreraka ny masonao sy hitondra alahelo ho anao. Fa ny ankamaroan’ny olona ao amin’ny ankohonanao kosa hovonoin’ny olona amin’ny sabatra.+ 34 Ary ho famantarana ho anao izao zavatra hanjo an’i Hofinia sy Finehasa zanakao roa lahy izao: Andro iray ihany no hahafatesan’izy roa lahy.+
-