3 Izao no lazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny hitsiny. Vonjeo eo an-tanan’ilay manambaka azy izay ambakaina. Aza mampijaly an’ireo hafa firenena monina eo aminareo, ary aza mampahory ny kamboty ray na ny mpitondratena.+ Aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity.+