Joba 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Navotany tsy ho lasa any an-davaka* aho,*+Ka hahita ny mazava ny aiko.’ Salamo 56:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa novonjenao tsy ho faty aho+Ary nosakananao tsy ho tafintohina ny tongotro,+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, miaraka amin’ny* velona.+ Salamo 116:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novonjenao tsy ho faty aho,Nosakananao tsy hirotsaka ny ranomasoko, ary tsy ho tafintohina ny tongotro.+
13 Fa novonjenao tsy ho faty aho+Ary nosakananao tsy ho tafintohina ny tongotro,+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, miaraka amin’ny* velona.+
8 Novonjenao tsy ho faty aho,Nosakananao tsy hirotsaka ny ranomasoko, ary tsy ho tafintohina ny tongotro.+