11 “‘“Rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny iray amin’ny zanakao lahy.+ Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+
16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+