Asan’ny Apostoly 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary rehefa nesoriny i Saoly, dia notendreny ho mpanjakan’izy ireo i Davida.+ Izao no nambarany momba azy: ‘Nahita an’i Davida zanak’i Jese+ aho. Lehilahy sitraky ny foko izy,+ ary hanao an’izay rehetra tiako.’
22 Ary rehefa nesoriny i Saoly, dia notendreny ho mpanjakan’izy ireo i Davida.+ Izao no nambarany momba azy: ‘Nahita an’i Davida zanak’i Jese+ aho. Lehilahy sitraky ny foko izy,+ ary hanao an’izay rehetra tiako.’