3Naharitra ela ny ady teo amin’ny fianakavian’i Saoly sy ny fianakavian’i Davida. Nihanahery foana i Davida,+ fa nihena tsikelikely kosa ny herin’ny fianakavian’i Saoly.+
9 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao,+ toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.