2 Samoela 22:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Velona i Jehovah! Hoderaina anie ilay Vatolampiko!+ Hasandratra anie Andriamanitra, ilay Vatolampy mpamonjy ahy!+ Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy manda fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy.+ Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka.+
47 Velona i Jehovah! Hoderaina anie ilay Vatolampiko!+ Hasandratra anie Andriamanitra, ilay Vatolampy mpamonjy ahy!+
2 I Jehovah no harambatoko sy manda fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy.+ Ilay Andriamanitro no vatolampiko.+ Ao aminy aho no mialoka,Izy no ampingako sy tandroka* famonjena* ahy, fialofana* azoko antoka.+