2 Samoela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mihitsy aho, fa tsy hanao hoatran’ny nataoko tamin’i Saoly,+ izay nesoriko teo anatrehanao. 1 Mpanjaka 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Mbola ho azy ihany anefa ny foko iray,+ noho ny amin’i Davida+ mpanompoko sy noho ny amin’i Jerosalema, ilay tanàna nofidiko teo amin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely.+ 1 Mpanjaka 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro* ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.
15 Ho tia azy sy tsy hivadika aminy mihitsy aho, fa tsy hanao hoatran’ny nataoko tamin’i Saoly,+ izay nesoriko teo anatrehanao.
32 Mbola ho azy ihany anefa ny foko iray,+ noho ny amin’i Davida+ mpanompoko sy noho ny amin’i Jerosalema, ilay tanàna nofidiko teo amin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely.+
36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro* ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.