Nomery 17:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy ny Israelita tamin’i Mosesy: “Ho faty izao izahay! Tena ho ringana mihitsy izahay! Ho ringana daholo! 13 Fa ho faty izay manakaikikaiky ny tranolain’i Jehovah!+ Dia izahay ve izany dia ho faty daholo?”+ Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.
12 Ary hoy ny Israelita tamin’i Mosesy: “Ho faty izao izahay! Tena ho ringana mihitsy izahay! Ho ringana daholo! 13 Fa ho faty izay manakaikikaiky ny tranolain’i Jehovah!+ Dia izahay ve izany dia ho faty daholo?”+
22 Fa nandrehitra afo ny hatezerako.+Dia hirehitra hatrany amin’ny Fasana* ilay afo,+Ka handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.