Isaia 33:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Matahotra be+ ny mpanota ao Ziona,Ary lasa mangovitra ireo miala amin’Andriamanitra, ka miteny hoe: ‘Iza amintsika no mahavita mipetraka ao anaty afo mandevona?+ Iza amintsika koa no mahavita mipetraka ao anaty lelafo tsy mety maty?’ Lioka 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+
14 Matahotra be+ ny mpanota ao Ziona,Ary lasa mangovitra ireo miala amin’Andriamanitra, ka miteny hoe: ‘Iza amintsika no mahavita mipetraka ao anaty afo mandevona?+ Iza amintsika koa no mahavita mipetraka ao anaty lelafo tsy mety maty?’
5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora an’Ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono anareo ho faty. Averiko aminareo indray hoe matahora Azy.+