13 Dia nisy roa lahy tsy misy ilana azy niditra ka nipetraka teo anoloan’i Nabota. Ary niampanga azy teo anatrehan’ny vahoaka izy roa lahy hoe: “Nanozona an’Andriamanitra sy ny mpanjaka i Nabota!”+ Nentin’ny olona tany ivelan’ny tanàna izy taorian’izay, ary notorahany vato ka maty.+