Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+ Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+ Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+ Salamo 111:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lehibe ny asan’i Jehovah;+ד [Daleta]Mianatra momba azy ireny izay rehetra mankafy an’ireny.+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+ Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+ Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+