Salamo 93:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 93 Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Mitafy fahalehibeazana izy;Mitafy hery i Jehovah;Afatony eny aminy toy ny fehikibo izany. Mafy orina ny tany,*Ka tsy voahozongozona.* Apokalypsy 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+
93 Lasa Mpanjaka i Jehovah!+ Mitafy fahalehibeazana izy;Mitafy hery i Jehovah;Afatony eny aminy toy ny fehikibo izany. Mafy orina ny tany,*Ka tsy voahozongozona.*
17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+