Salamo 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manomana latabatra ho ahy eo anoloan’ny fahavaloko ianao.+ Mahatsiaro ho velombelona aho rehefa hosoranao menaka ny lohako;+Feno mitafotafo ny kaopiko.+
5 Manomana latabatra ho ahy eo anoloan’ny fahavaloko ianao.+ Mahatsiaro ho velombelona aho rehefa hosoranao menaka ny lohako;+Feno mitafotafo ny kaopiko.+