Eksodosy 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Taona* maro tatỳ aoriana, dia maty ilay mpanjakan’i Ejipta.+ Mbola nisento sy nitaraina ihany anefa ny Israelita satria nandevozina. Dia niantso vonjy foana tamin’ilay tena Andriamanitra izy ireo noho izany.+
23 Taona* maro tatỳ aoriana, dia maty ilay mpanjakan’i Ejipta.+ Mbola nisento sy nitaraina ihany anefa ny Israelita satria nandevozina. Dia niantso vonjy foana tamin’ilay tena Andriamanitra izy ireo noho izany.+