2 Tantara 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Josafata: “Ry Jehovah Andriamanitry ny razambenay ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny firenena rehetra?+ Eo am-pelatananao ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao.+ Isaia 66:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 66 Izao no tenin’i Jehovah: “Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Trano hoatran’ny ahoana àry no azonareo atao ho ahy,+Ary toerana hoatran’ny ahoana no azoko ialana sasatra?”+
6 Dia hoy i Josafata: “Ry Jehovah Andriamanitry ny razambenay ô, tsy ianao ve no Andriamanitra any an-danitra?+ Tsy ianao ve no mifehy ny firenena rehetra?+ Eo am-pelatananao ny hery sy ny tanjaka, ka tsy misy mahatohitra anao.+
66 Izao no tenin’i Jehovah: “Ny lanitra no seza fiandrianako, ary ny tany no fitoeran-tongotro.+ Trano hoatran’ny ahoana àry no azonareo atao ho ahy,+Ary toerana hoatran’ny ahoana no azoko ialana sasatra?”+