Joba 38:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Taiza àry ianao tamin’izaho nanorina ny tany?+ Lazao ahy, raha mihevi-tena ho mahay ianao. Joba 38:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tao amin’ny inona no nandatsahana ny fototry ny tany?Ary iza no nametraka ny vato fehizorony,+ Salamo 24:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Dia ny tany lonaka sy izay monina eo amboniny. 2 Fa naoriny teo ambonin’ny ranomasina izy io,+Ary nataony mafy orina teo ambonin’ny renirano.
6 Tao amin’ny inona no nandatsahana ny fototry ny tany?Ary iza no nametraka ny vato fehizorony,+ Salamo 24:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Dia ny tany lonaka sy izay monina eo amboniny. 2 Fa naoriny teo ambonin’ny ranomasina izy io,+Ary nataony mafy orina teo ambonin’ny renirano.
24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Dia ny tany lonaka sy izay monina eo amboniny. 2 Fa naoriny teo ambonin’ny ranomasina izy io,+Ary nataony mafy orina teo ambonin’ny renirano.