Eksodosy 1:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana, dia nisy mpanjaka vaovao tany Ejipta, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io. 9 Hoy àry izy tamin’ny vahoakany: “Jereo fa be dia be sy mahery noho isika ny vahoakan’Israely.+
8 Tatỳ aoriana, dia nisy mpanjaka vaovao tany Ejipta, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io. 9 Hoy àry izy tamin’ny vahoakany: “Jereo fa be dia be sy mahery noho isika ny vahoakan’Israely.+