Deoteronomia 4:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Araho ny fitsipiny sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba handeha tsara foana ny fiainanao sy ny an’ny taranakao. Dia ho ela velona eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao.”+
40 Araho ny fitsipiny sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba handeha tsara foana ny fiainanao sy ny an’ny taranakao. Dia ho ela velona eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao.”+