33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo.
27 Haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ka ho vitsy kely sisa ianareo no ho velona,+ any amin’ireo firenena handefasan’i Jehovah anareo.